Teny iditra mitohatra (tohatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitohatra
nitohatra
hitohatra
Teny nalaina 

2013/05/22