|
|
|
|

Teny iditra1  mitohy fangoka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  mitohy, fangoka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#731] enti-milaza olona manenina na adala (heverina ho misy fahavoazana ny sain'ny olona mitohy izany)

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29