Teny iditra | 1 mitohy |
Fototeny | 2 tohy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay 5 [1.13] tsy miato |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#710] Enfiler des perles, de la viande etc. être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) 7 [1.13] continu |
Ohatra |
8 Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#] 9 Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [2.245#] 10 fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [2.69#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 15 manao ranolava |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny mitohy io |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/31 |
![]() |