Teny iditra mitokelaka (tokelaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihomehy mikakakaka mampiseho hafaliana, na indraindray kosa somary maneso [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitokelaka
Ny lasa : nitokelaka
Ny hoavy : hitokelaka
Filaza mandidy : mitokelaha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20