Teny iditra mitokiky (tokiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamitsaka sady manjonitra toa malahelo; mipetraka, mijokaiky: Nitokiky teo an-tokotany izy nony lasa ny zanany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitokiky
nitokiky
hitokiky
Teny nalaina 

Teny iditra mitokiky (tokiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miferinaina foana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitokiky
nitokiky
hitokiky
mitokikia

2013/05/23