Teny iditra tokiky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana mamitsaka sady manjonitra noho ny alahelo na aretina na fahasahiranan-tsaina; takoko; torovoka; jokaiky [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tokiky
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (dans son sens général ce mot veut dire : se contracter, se recroqueviller ; au figuré : pauvreté, affliction). Flueggea sp. (Euphorbiaceae). D'après Randriamiera, Réserves Naturelles 6865 [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Flueggea sp.

Nohavaozina tamin' ny 2020/04/21