Teny iditra (1/2) | 1 mitokiky |
Fototeny | 2 tokiky |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamitsaka sady manjonitra toa malahelo; mipetraka, mijokaiky: Nitokiky teo an-tokotany izy nony lasa ny zanany |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mitokiky io |
Teny iditra (2/2) | 9 mitokiky |
Fototeny | 10 tokiky |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Miferinaina foana |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |