Teny iditra mitoko (toko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao
¶ Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitoko
nitoko
hitoko
mitokoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2014/11/02