Teny iditra mitokoa (tokoa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miozona, misahato [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay prononcer des imprécations en râpant du tanguin, en prêtant le serment de fidélité, en faisant le fatidrà, en demandant de l'efficacité aux sikidy, aux sorts, aux charmes [Abinal 1888]
Endriteny 
mitokoa
nitokoa
hitokoa
mitokoava

Teny iditra mitokoa (toko)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitoko [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2014/01/10