Teny iditra | 1 mitoko |
Fototeny | 2 toko |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 mitoko, mokoty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |