|
|
|
|

Teny iditra1  mitoloko
Fototeny  2  toloko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitaraina, manao feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: Nitoloko nandritra ny alina ny marary
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  lokomoty, mitoloko, tolokoim, tolomiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21