|
|
|
|

Teny iditra1  mitolona
Fototeny  2  tolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy
Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny
Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika
5  [1.78] [Tambahoaka] manao tolona
Ohatra  6  mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  mifampitolona
Mpanahaka  12  mibeda, mangeja, mangia, mamia, mamihina
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mitolona io

Fivaditsoratra  17  itoloman, mitolona, nitoloma, tolomina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21