|
|
|
|

Teny iditra1  mitomoetra
Fototeny  2  tomoetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro vitsivitsy atỳ aminay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to dwell; to rest; to sit
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] habiter, rester
Ohatra  7  Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  mitoetra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mitomoetra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26