Teny iditra | 1 mitondraka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 tondraka |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ! Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] déborder, se répandre paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mitondraka io |
Fivaditsoratra | 10 mandikotra, mandrotika, mitondraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |