Teny iditra | 1 mitondra loha mody |
Singan-teny | 2 mitondra, loha, mody |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |