Teny iditra | 1 mitondra tanam-polo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [mitondra tanam-polo mody] miverina tsy nahazo na inona na inona; mody maina fa tsy nahazo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to carry nothing but the hands and fingers; fig. to get nothing. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.974#498] Revenir avec ses dix doigts (bredouille) |
Singan-teny | 6 mitondra, tanana, folo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |