Teny iditra | 1 mitora-jofo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fitokoavana |
3 mijofo [1.1] |
Ohatra |
4 [2.470] Tsy nisy orana na erikerika andro vitsivitsy, hany ka mitorajofo ery ny vovoka amin' ny arabe migodàna. |
Singan-teny | 5 mitoraka, jofo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |