| Teny iditra | 1 mitora-jofo |
| Singan-teny | 2 mitoraka, 3 jofo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fitokoavana |
5 mijofo [1.1] |
| Ohatra |
6 Tsy nisy orana na erikerika andro vitsivitsy, hany ka mitorajofo ery ny vovoka amin' ny arabe migodàna.
[2.470#16]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|