Teny iditra | 1 mitoraka |
Fototeny | 2 toraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manipy vato amin-javatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny voronay izy Mizotra mahitsy: Nitoraka nianatsimo izy nony tonga teo amin' io havoana io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to throw |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#730] Lancer quelque chose, jeter contre ; se diriger vers, se dit d’un chemin, d’un pays qu’on indique: Nitora-defona ny lambo aho ka matiko izy (J’ai lancé la sagaie contre le sanglier et je l’ai tué) ~ Iny làlana mitoraka miankandrefana iny aleha (Prenez ce chemin qui se dirige vers l’ouest) 7 [1.8] jeter, lancer |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mitoraka io |
Fivaditsoratra | 16 maitroka, miokatra, mirotaka, mitaroka, mitoraka, mitraoka, mitroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |