Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mitoraka
|
|
|
Ohabolana 1 | Aza manao toraka am-pivalanana. [2.653 #529, 2.415]
Aza mitoraka am-pivalanana. [2.415]
|
Dikanteny frantsay | Ne jetez pas quelque chose en descendant. [2.415 #5978]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se rangent toujours à l' avis des autres par peur ou par respect humain ; se disait aussi de ceux qui exagèrent. [2.415 #5978]
|
|
|
Ohabolana 2 | Boka mitoraka alahamady : tsy mitady izay ho arivo tratry ny taona, fa izay hahamando ny tenda. [2.558 #927]
Boka mitoraka volana Alahamady : tsy mitady ny ho arivo tratry ny taona, fa izay hahamando ny tratra ihany. [2.415 #1974, 2.653]
|
Dikanteny frantsay | Lépreux qui jette quelque chose au destin d' Alahamady : il ne cherche pas à obtenir une longue vie mais seulement quelque bien être. [2.415 #1974]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des malheureux ; le destin d' Alahamady était un bon destin. [2.415 #1974]
|
|
|
Ohabolana 3 | Indray mitoraka. [2.415 #6646]
|
Dikanteny frantsay | A la portée d' une pierre. [2.415 #6646]
|
Fanazavana frantsay | A une cinquantaine de mètres au moins. [2.415 #6646]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|