|
|
|
|

Teny iditra1  mitory rongony
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manasaratsaraka ny tsiratsiraky ny rongony hielakelaka hahazoana manohy azy ho kofehy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] extraire les fibres du chanvre
Singan-teny  5  mitory, rongony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07