Teny iditra mitotojanjina (totojanjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihanjaka miseho vatana, tsy miakanjo
Mitovy hevitra: mitanjaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitotojanjina
nitotojanjina
hitotojanjina
Teny mitovy hevitra mitotozanjina

2013/05/23