Teny iditra mitotozanjina (totozanjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihanjaka miseho vatana, tsy miakanjo
¶ Mitanjaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitotozanjina
nitotozanjina
hitotozanjina
Teny mitovy hevitra mitotojanjina

2010/05/06