Teny iditra mitovo (tovo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tokantena, mpitovo, tsy mbola manambady [1.78]
 Mijanona tsy manambady
Tsy mahay mitondra tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitovo
Ny lasa : nitovo
Ny hoavy : hitovo
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20