Teny iditra mitovona (tovona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy tovona, misy fanampiny avy eo ambony na avy eo anoloana: Ratsy bika ity lohatrano mitovona ity [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay avoir un ajoutage, être augmenté en longueur, en grosseur, par un surplus d'argent dans un échange [Abinal 1888]
Endriteny 
mitovona
nitovona
hitovona

2019/05/11