|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tovona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ajoutage, addition [1.3#737]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tovona

Teny iditra (2/2) 18  tovona
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina [1.1]
21 tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22 Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
23 an~ anjara, anjaika, ambadika
24 bo~ boraraka, borera, bosesika
25 fi~ filoha, firitsoka, fisoko
26 fo~ forehitra, foretsika, forofotra
27 ha~ hadio, harisika, harefo
28 ka~ kanosa, kambavy, kanonta
29 ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
30 ko~ kodedika, kofehy, koletaka
31 mo~ mokoko
32 sa~ sabaka, safelika, sahato
33 san~ sangodina, sangazona, sampotina
34 tan~ tangorona, tamberina, tangazona
35 to~ tohenjy, toletsy, tokalo
36 tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
37 vo~ vozezika, vozihitra
38 za~ zatovo, zalahy [1.12]
39 préfixe [1.13]
40 affixe [1.66.fr#14]
Voambolana  41  Haiteny
Mpanahaka  42  fanampy, 43  sanda, 44  tamby, 45  tovana, 46  tovana, 47  tozana, 48  tsirinteny, 49  tsirinteny, 50  tsofoka
Fikambanana  51  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tovona
Ohabolana  52  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  53  Ny tsirinteny rehetra

Fivaditsoratra  54 avonto, 55 tovano, tovona, 56 vatono

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23