Teny iditra mitrahotraho ny ranomaso
Singan-teny mitrahotraho ; ranomaso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Tovy hevitra manganohano ny ranomaso ~ mihandrohandro ny ranomaso

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19