Teny iditra mitratreva (tratreva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitrifantrifana, mivatravatra, mandeha mahery setra ka manimba sy mamotika izay sendra azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitratreva
nitratreva
hitratreva

2010/05/14