Teny iditra (1/2) | 1 mitrena |
Fototeny | 2 trena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mimà (omby) Mifofofofo, mimamamama (riaka) Manao feo mampitahotra (olona tezitra misafoaka) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to bellow |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mugir |
Voambolana |
7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitrena io |
Teny iditra (2/2) | 13 mitrenà |
Fototeny | 14 trena |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrena [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 anterim, arentim, manetry, menatry, mitrena, mitrenà, naetrim, naterim, nietram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |