Teny iditra (1/2) | 1 mitrena |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mimà (omby) Mifofofofo, mimamamama (riaka) Manao feo mampitahotra (olona tezitra misafoaka) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to bellow |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] mugir |
Voambolana |
6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 7 trena |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitrena io |
Teny iditra (2/2) | 13 mitrenà |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrena [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fototeny | 17 trena |
Fivaditsoratra | 18 anterim, arentim, manetry, menatry, mitrenà, mitrena, naetrim, naterim, nietram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/06 |
![]() |