Teny iditra mitrerona (trerona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin' ny feo: Mifihifihy erý Ikoto kely raha vao mitrerona rainy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to snarl [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay grogner, rugir; gronder [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitrerona
nitrerona
hitrerona
mitreròna
Ohatra 
1hoy izy nitrerona, sady nirefotra ny tehamaina. [Andraina: Mitaraina, takila 64]
2hoy ny fitrenan' ny feon' dRazamany sy Patrice niara-nitrerona... [Andriamalala: Ranomasina, takila 18]

Teny iditra mitreròna (trerona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrerona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/23