Teny iditra mitrerona (trerona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin' ny feo: Mifihifihy erý Ikoto kely raha vao mitrerona rainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To snarl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grogner, rugir; gronder [1.8]
Ohatra 
1hoy izy nitrerona, sady nirefotra ny tehamaina. [2.472]
2hoy ny fitrenan' ny feon' dRazamany sy Patrice niara-nitrerona... [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrerona
Ny lasa : nitrerona
Ny hoavy : hitrerona
Filaza mandidy : mitreròna

Teny iditra mitreròna (trerona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrerona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20