Teny iditra mitribitribika (tribitribika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Be dia be, mihahohaho, miretsidretsika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitribitribika
nitribitribika
hitribitribika
Teny mitovy hevitra mitribitriby

2010/05/06