Teny iditra mitribitriby (tribitriby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Be dia be, mihahohaho, miretsidretsika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitribitriby
nitribitriby
hitribitriby
Teny mitovy hevitra mitribitribika

2010/05/06