Teny iditra | mitrifana (trifana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny mitovy hevitra | mitrifantrifana | ||||||||||||||||
Teny iditra | mitrifàna (trifana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrifana | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
2013/05/23 |
![]() |