Teny iditra (1/2) | 1 mitrifana |
Fototeny | 2 trifana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mitrifantrifana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mitrifana io |
Teny iditra (2/2) | 11 mitrifàna |
Fototeny | 12 trifana |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrifana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 itrifanam, mañifatry, mitrifàna, mitrifana, nifaritam, nirifatam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |