Teny iditra mitroaka (troaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandre maharary eo amin' ny takiba ka tsy avy miaina, voan' ny tevika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitroaka
nitroaka
hitroaka

2010/05/14