Teny iditra mitrobaka (trobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miditra, mitsatoka ao anaty...: Nitrobaka tao amin' ny lanivoany ny sabatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitrobaka
nitrobaka
hitrobaka

2010/05/14