Teny iditra trobaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Trou [1.13]

Teny iditra trobaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [1.1]
 Voaloaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Troué [1.13]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31