Teny iditra | 1 mitrobaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miditra, mitsatoka ao anaty...: Nitrobaka tao amin' ny lanivoany ny sabatra |
Fototeny | 4 trobaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 karambito, mibotraka, mitraboka, mitrobaka, tokam-bary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |