Teny iditra (1/2) | 1 mitrosina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mianjera miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany Mangataka miambezo |
Fototeny | 4 trosina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mitrosìna |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrosina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] |
Fototeny | 13 trosina |
Fivaditsoratra | 14 itrosinam, mañisotry, mañoritsy, manositry, misarinto, mitrosina, mitrosìna, nisoritam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |