|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitrosina
Fototeny  2  trosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mianjera miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany
Mangataka miambezo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mitrosìna
Fototeny  10  trosina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrosina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14  itrosinam, mañisotry, mañoritsy, manositry, misarinto, mitrosina, mitrosìna, nisoritam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08