Teny iditra mitrotro (trotro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay porter sus sa poitrine, entre ses bras [Abinal 1888]
Endriteny 
mitrotro
nitrotro
hitrotro
mitrotroa
Mpanahaka  mibaby
Ohatra 
1Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona. [Andraina: Mitaraina, takila 241]
2Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 20]
Teny nalaina 

2015/04/15