Teny iditra | 1 mitrotro |
Fototeny | 2 trotro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] porter sus sa poitrine, entre ses bras |
Ohatra |
6 Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona. [2.472] 7 Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mibaby |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mitrotro io |
Fivaditsoratra | 14 mitrotro, trotroim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |