Teny iditra | 1 mitsabaka |
Fototeny | 2 tsabaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe 5 Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mitsabaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |