|
|
|
|

Teny iditra1  mitsaha-jaza
Singan-teny  2  mitsahatra, zaza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13]
5  enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  ménopause [1.13]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04