Teny iditra | 1 mitsahatra |
Fototeny | 2 tsahatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Cesser, s’arrêter, se reposer figuré: se retirer sans rien obtenir |
Ohatra |
6 Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. [2.117] 7 Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. [2.558] 8 hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mitsahatra io |
Fivaditsoratra | 19 mahatsitra, mitsahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |