Teny iditra mitsaikona (tsaikona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (soavaly) Mamindra tsy manipy tanana; mamindra somary haingankaingana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsaikona
nitsaikona
hitsaikona
mitsaikòna

Teny iditra mitsaikòna (tsaikona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsaikona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/24