Teny iditra mitsakatsaka (tsakatsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba
¶ Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
¶ Miriorio etsy sy eroa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsakatsaka
nitsakatsaka
hitsakatsaka
mitsakatsakà

Teny iditra mitsakatsakà (tsakatsaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsakatsaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/24