Teny iditra | 1 mitsako |
Fototeny | 2 tsako |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manapotipotika ny hanina amin' ny nify: Mitsako hena. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to chew |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mâcher |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mitsako io |
Fivaditsoratra | 14 kotsaim, matsiko, mikatso, mitsako, mitsoka, motsika, tsakoim, tsimoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |